|
|
|
|

Teny iditra1  taona irỳ
Singan-teny  2 taona, 3 irỳ
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [ l'année avant-dernière'>taon' irỳ> l'année avant-dernière] 6 l'année avant-dernière. [1.3#681]
Voambolana  7  Fotoana

Fivaditsoratra  8 iriotana, 9 itaraino, 10 itoriana, 11 taona irỳ

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12